-
Mpitsara 10:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Hoy anefa i Jehovah tamin’ny Israelita: “Fa izaho angaha tsy namonjy anareo tamin’ny Ejipsianina+ sy ny Amorita+ sy ny Amonita sy ny Filistinina+ 12 sy ny Sidonianina sy ny Amalekita ary ny Midianina, rehefa nampijaly be anareo ireny? Rehefa nitaraina mafy tamiko ianareo, dia novonjeko ka nafahako tamin’izy ireny.
-