1 Tantara 16:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Misaora an’i Jehovah fa tsara izy.+Be fitiavana sady tsy mivadika mandrakizay izy.+ Salamo 103:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ho mandrakizay kosa ny fitiavan’i Jehovah sy ny tsy fivadihanyAmin’izay matahotra azy,+Ary ny fahamarinany dia asehony hatramin’ny taranak’izy ireo fara aman-dimby,+
17 Ho mandrakizay kosa ny fitiavan’i Jehovah sy ny tsy fivadihanyAmin’izay matahotra azy,+Ary ny fahamarinany dia asehony hatramin’ny taranak’izy ireo fara aman-dimby,+