Salamo 106:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Vonjeo izahay, ry Jehovah Andriamanitray ô!+Angony avy any amin’ireo firenena izahay+Mba ho afaka hisaotra ny anaranao masina,Sy ho faly hidera anao.+ Jeremia 29:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hataoko izay hahitanareo ahy’,+ hoy i Jehovah. ‘Hangoniko izay babo eo aminareo, ary hovoriko avy any amin’ny firenena rehetra sy ny toerana rehetra nanaparitahako anareo ianareo’,+ hoy i Jehovah. ‘Dia hampodiko ao amin’ilay toerana nialanareo tamin’ianareo nalefako sesitany ianareo.’+
47 Vonjeo izahay, ry Jehovah Andriamanitray ô!+Angony avy any amin’ireo firenena izahay+Mba ho afaka hisaotra ny anaranao masina,Sy ho faly hidera anao.+
14 Ary hataoko izay hahitanareo ahy’,+ hoy i Jehovah. ‘Hangoniko izay babo eo aminareo, ary hovoriko avy any amin’ny firenena rehetra sy ny toerana rehetra nanaparitahako anareo ianareo’,+ hoy i Jehovah. ‘Dia hampodiko ao amin’ilay toerana nialanareo tamin’ianareo nalefako sesitany ianareo.’+