FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 9:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa nanana sambo nankany Tarsisy+ ny mpanjaka, ary ny mpanompon’i Hirama no nitondra an’ireny.+ Tonga isaky ny telo taona koa ny sambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena, volafotsy, ivoara,+ rajako, ary vorombola.

  • Ezekiela 27:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ny olona efa za-draharaha* sy manan-talenta avy any Gebala+ no nanentsina an’izay loaka taminao.+

      Dia nankany aminao daholo ny sambo avy any an-dranomasina sy ny tantsambony mba haka entana sy hivarotra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara