-
Jona 1:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia nataon’i Jehovah nifofofofo be ny rivotra teny amin’ny ranomasina. Lasa nisy tafio-drivotra be narahin’oram-baratra teny, ka saika vaky mihitsy ilay sambo.
-
-
Jona 1:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Mbola niezaka nivoy an’ilay sambo* ihany anefa ireo tantsambo mba hamerina an’ilay izy teny an-tanety, saingy tsy nahavita. Vao mainka nisamboaravoara be mantsy ny ranomasina.
-