Deoteronomia 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mandehandeha ao an-tobinao mantsy i Jehovah Andriamanitrao,+ mba hamonjy anao sy hanampy anao handresy ny fahavalonao. Tsy maintsy masina+ àry ny tobinao sao hahita zavatra tsy mendrika eo aminao izy, dia hiala eo ka tsy hiaraka aminao intsony.
14 Mandehandeha ao an-tobinao mantsy i Jehovah Andriamanitrao,+ mba hamonjy anao sy hanampy anao handresy ny fahavalonao. Tsy maintsy masina+ àry ny tobinao sao hahita zavatra tsy mendrika eo aminao izy, dia hiala eo ka tsy hiaraka aminao intsony.