-
1 Samoela 20:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Mbola nianiana ihany anefa i Davida ary niteny hoe: “Fantatry ny dadanao tsara fa mahazo sitraka aminao aho,+ dia mety ho nilaza izy hoe: ‘Aza atao fantatr’i Jonatana izany, sao ho tezitra izy.’ Raha mbola velona koa anefa i Jehovah, ary raha mbola velona koa ianao, dia tsoriko aminao fa indray mandingana sisa no manelanelana ahy amin’ny fahafatesana!”+
-
-
Salamo 116:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Tototry ny fahoriana sy ny alahelo aho.+
-