FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 22:43, 44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Ary nanontany azy ireo izy hoe: “Koa maninona i Davida no niantso azy hoe Tompo, rehefa notarihin’ny fanahy masina,+ ka niteny hoe: 44 ‘Hoy i Jehovah* tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako mandra-panaoko ny fahavalonao ho eo ambany tongotrao”’?+

  • Marka 12:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 I Davida aza nasain’ny fanahy masina+ niteny hoe: ‘Hoy i Jehovah* tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako mandra-panaoko ny fahavalonao ho eo ambany tongotrao.”’+

  • Lioka 20:42, 43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 I Davida mihitsy mantsy no milaza ao amin’ny bokin’ny Salamo hoe: ‘Hoy i Jehovah* tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako 43 mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”’+

  • Asan’ny Apostoly 2:34, 35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Fa tsy niakatra tany an-danitra i Davida, fa izy aza nilaza hoe: ‘Hoy i Jehovah* tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako 35 mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”’+

  • 1 Korintianina 15:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hebreo 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hebreo 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Iza tamin’ny anjely anefa no mba efa nilazany hoe: “Mipetraha eto ankavanako mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao”?+

  • Hebreo 10:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara