Hebreo 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 —tena nisy anefa olona lasa mpisorona na dia tsy nisy fianianana natao aza, fa ity iray ity kosa lasa mpisorona noho ny fianianan’Ilay nilaza taminy hoe: “Nianiana i Jehovah* ary tsy hiova hevitra.* Hoy Izy: ‘Mpisorona mandrakizay ianao’”+— Hebreo 7:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Lehilahy manana fahalemena+ no tendren’ny Lalàna ho mpisoronabe, fa Zanaka natao lavorary+ mandrakizay kosa no tendren’ilay fianianana+ natao taorian’ny Lalàna.
21 —tena nisy anefa olona lasa mpisorona na dia tsy nisy fianianana natao aza, fa ity iray ity kosa lasa mpisorona noho ny fianianan’Ilay nilaza taminy hoe: “Nianiana i Jehovah* ary tsy hiova hevitra.* Hoy Izy: ‘Mpisorona mandrakizay ianao’”+—
28 Lehilahy manana fahalemena+ no tendren’ny Lalàna ho mpisoronabe, fa Zanaka natao lavorary+ mandrakizay kosa no tendren’ilay fianianana+ natao taorian’ny Lalàna.