-
Mpitoriteny 9:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Fa tsy fantatry ny olombelona ny fotoana hahafatesany.+ Toy ny trondro azon’ny harato sy vorona azon’ny fandrika ny zanak’olombelona, satria voafandrika izy amin’ny fotoana itrangan’ny loza, rehefa tratran’ny loza tampoka.
-