Salamo 68:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mihirà ho an’Andriamanitra! Manaova hira fiderana* ho an’ny anarany.+ Mihirà ho an’Ilay mandeha mamakivaky ny lemaka karakaina.* Jah* no anarany!+ Mifalia eo anatrehany! Salamo 113:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Taorian’izany, dia naheno feo hoatran’ny feon’ny vahoaka be tany an-danitra aho, niantsoantso hoe: “Derao i Jah!*+ An’ilay Andriamanitsika ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery,
4 Mihirà ho an’Andriamanitra! Manaova hira fiderana* ho an’ny anarany.+ Mihirà ho an’Ilay mandeha mamakivaky ny lemaka karakaina.* Jah* no anarany!+ Mifalia eo anatrehany!
19 Taorian’izany, dia naheno feo hoatran’ny feon’ny vahoaka be tany an-danitra aho, niantsoantso hoe: “Derao i Jah!*+ An’ilay Andriamanitsika ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery,