Salamo 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Madio ny fahatahorana an’i Jehovah,+ maharitra mandrakizay. Marina ny didim-pitsaran’i Jehovah, ara-drariny daholo.+
9 Madio ny fahatahorana an’i Jehovah,+ maharitra mandrakizay. Marina ny didim-pitsaran’i Jehovah, ara-drariny daholo.+