2 Samoela 22:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Natongilany ny lanitra rehefa nidina izy,+Ary haizim-pito no teo ambany tongony.+