Levitikosy 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha ho fisaorana no anolorana azy,+ dia ireto avy no hampiarahina amin’ilay sorona: Mofo boribory* tsy misy lalivay sady nafangaro menaka, sy mofo fisaka tsy misy lalivay sady nohosorana menaka, ary mofo boribory natao tamin’ny lafarinina tsara toto efa vonto menaka sady nafangaro menaka. Salamo 50:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izay manolotra fisaorana ho sorona no manome voninahitra ahy.+Ary izay tapa-kevitra ny hanao ny tsara foana,Dia hataoko izay hahitany ny famonjen’Andriamanitra.”+
12 Raha ho fisaorana no anolorana azy,+ dia ireto avy no hampiarahina amin’ilay sorona: Mofo boribory* tsy misy lalivay sady nafangaro menaka, sy mofo fisaka tsy misy lalivay sady nohosorana menaka, ary mofo boribory natao tamin’ny lafarinina tsara toto efa vonto menaka sady nafangaro menaka.
23 Izay manolotra fisaorana ho sorona no manome voninahitra ahy.+Ary izay tapa-kevitra ny hanao ny tsara foana,Dia hataoko izay hahitany ny famonjen’Andriamanitra.”+