Matio 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy i Jesosy: “Maninona ianao no manontany ahy momba an’izay tsara? Iray ihany no tsara.+ Raha te hahazo fiainana anefa ianao, dia ankatoavy foana ny didy.”+
17 Dia hoy i Jesosy: “Maninona ianao no manontany ahy momba an’izay tsara? Iray ihany no tsara.+ Raha te hahazo fiainana anefa ianao, dia ankatoavy foana ny didy.”+