FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 29:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ary tsy maintsy ho fantatry ny mponina rehetra any Ejipta fa izaho no Jehovah.

      Na singana mololo* aza mantsy mbola azon’ny taranak’Israely ianteherana kokoa noho izy ireo.+

       7 Lasa torotoro ianao rehefa notazonin’ny taranak’Israely ny tananao,

      Ka tapaka ny sorony noho ianao.

      Ary tapaka ianao rehefa nianteherany,

      Ka nahatonga ny tongony* hangozohozo.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara