FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 31:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Izany no nataon’i Hezekia nanerana an’i Joda. Nanao izay tsara sy mety foana izy, sady tsy nivadika mihitsy teo anatrehan’i Jehovah Andriamaniny. 21 Nataony tamin’ny fony manontolo ny zavatra rehetra nataony mba hitadiavana an’ilay Andriamaniny, izany hoe ny fanompoana tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra+ sy ny fankatoavana ny Lalàna sy ny didy. Dia nahomby izy tamin’izany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara