Salamo 112:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 112 Derao i Jah!*+ א [Alefa] Sambatra izay olona matahotra an’i Jehovah,+ב [Beta]Sy finaritra erỳ mankatò ny didiny.+
112 Derao i Jah!*+ א [Alefa] Sambatra izay olona matahotra an’i Jehovah,+ב [Beta]Sy finaritra erỳ mankatò ny didiny.+