4 Aza mandrera-tena mikatsaka harena.+
Ajanòny izany dia asehoy hoe mahira-tsaina ianao.
5 Raha avelanao hitopy any amin’ny harena ny masonao, dia tsy ho hitanao akory izany.+
Fa haniry elatra izany ka hanidina eny amin’ny lanitra toy ny voromahery.+