-
Joba 23:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Tsy niala tamin’ny didy nambarany aho.
Notandremako mihoatra noho izay notakina tamiko ny teniny sady sarobidy tamiko.+
-
-
Salamo 119:174Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
174 Tsy andriko izay hamonjenao ahy, Jehovah ô,
Ary mahafinaritra ahy ny lalànao.+
-
-
Romanina 7:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Raha ny tsapako ato am-poko ato, dia tena mahafinaritra ahy ny lalàn’Andriamanitra.+
-