-
Salamo 119:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Na dia miara-mipetraka mba hanohitra ahy aza ny andriana,
Dia misaintsaina* ny fitsipikao ity mpanomponao.
-
-
Salamo 119:71Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
71 Soa ihany aho fa nampahorina,+
Mba hianarako ny fitsipikao.
-