FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 51:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Salamo 103:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Salamo 119:116
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 116 Ampio aho, araka ny efa nampanantenainao,*+

      Mba ho velona foana.

      Aza avela ho diso fanantenana*+ aho.

  • Daniela 9:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Enga anie ianao mba hanongilan-tsofina ka hihaino, ry Andriamanitro ô! Mba sokafy ny masonao ka jereo tsara fa rava ilay tanàna nantsoina tamin’ny anaranao. Fa tsy noho izahay nanao ny tsara no italahoanay aminao, fa noho ianao be famindram-po.+

  • Lioka 1:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 sady mamindra fo amin’izay matahotra azy izy, hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara