-
Salamo 119:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia tsy ho menatra aho+
Rehefa mandinika ny didinao rehetra.
-
-
1 Jaona 2:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Izao àry no izy, ry zanako malalako: Miezaha ho tafaray aminy foana. Amin’izay rehefa aseho izy, dia ho sahy hiteny+ isika ary tsy hiala aminy ka tsy ho afa-baraka mandritra ny fanatrehany.
-