-
Salamo 142:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Mba henoy re ny fitalahoako fanampiana e,
Fa nambanina tanteraka aho!
Vonjeo aho tsy ho azon’ny mpanenjika ahy,+
Fa matanjaka noho izaho izy ireo.
-