-
Levitikosy 18:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ankatoavy ny fitsipiko sy ny didim-pitsarako. Izay olona mankatò an’ireny no ho velona amin’ny alalan’ireny.+ Izaho no Jehovah.
-
-
Deoteronomia 30:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Raha mihaino ny didin’i Jehovah Andriamanitrao izay andidiako anao androany ianao, ka tia an’i Jehovah Andriamanitrao+ sy mandeha amin’ny lalana atorony ary mankatò ny didiny sy ny lalàny ary ny didim-pitsarany, dia ho velona ianao+ sady ho lasa maro be, ary hitahy anao i Jehovah Andriamanitrao any amin’ilay tany halainao ho fanananao.+
-
-
Romanina 10:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Izao mantsy no nosoratan’i Mosesy momba ny atao hoe olo-marina raha araka ny Lalàna: “Izay olona mankatò an’ireny no ho velona amin’ny alalan’ireny.”+
-