Salamo 86:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Arovy ny aiko satria tsy mivadika aminao aho.+ Mba vonjeo ity mpanomponao izay matoky anao,Fa Andriamanitro ianao.+ Isaia 41:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Arovy ny aiko satria tsy mivadika aminao aho.+ Mba vonjeo ity mpanomponao izay matoky anao,Fa Andriamanitro ianao.+