9 Madio ny fahatahorana an’i Jehovah,+ maharitra mandrakizay.
Marina ny didim-pitsaran’i Jehovah, ara-drariny daholo.+
10 Irina noho ny volamena ireny,
Irina noho ny volamena tena tsara be dia be,+
Ary mamy noho ny tantely,+ dia ny tantely mitete avy amin’ny toho-tantely.