6 Fa Andriamanitra no niteny hoe: “Aoka ny hazavana hamirapiratra avy ao amin’ny haizina.”+ Ary nataony mamirapiratra ao am-ponay amin’ny alalan’ny tarehin’i Kristy ny hazavany,+ ka lasa mahalala an’Andriamanitra izahay, ary be voninahitra izany fahalalana izany.