Nomery 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ho miramirana* aminao anie i Jehovah+ ka hankasitraka anao! Salamo 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Maro no miteny hoe: “Iza no hanome zavatra tsara ho antsika?” Aoka ny hazavanao* hamirapiratra aminay, Jehovah ô!+
6 Maro no miteny hoe: “Iza no hanome zavatra tsara ho antsika?” Aoka ny hazavanao* hamirapiratra aminay, Jehovah ô!+