FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 9:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hoy i Jehovah taminy: “Mandehana mitety ny tanànan’i Jerosalema, ka asio marika ny handrin’ny olona misento sy mitaraina+ noho ny zavatra maharikoriko rehetra atao ao.”+

  • 2 Petera 2:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary novonjeny i Lota,+ ilay olo-marina izay nalahelo be rehefa nahita an’ireo mpandika lalàna nanana fitondran-tena tsy misy henatra.* 8 Nahatsiaro ho nijaly mantsy io olo-marina io isan’andro, noho ny fandikan-dalàna hitany sy henony tamin’izy niara-nonina tamin’izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara