Apokalypsy 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia henoko ilay anjelin’ny rano niteny hoe: “Manao ny rariny ianao, ry Ilay ankehitriny sy taloha,+ Ilay tsy mivadika,+ satria namoaka an’ireny didim-pitsarana ireny.+ Apokalypsy 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
5 Dia henoko ilay anjelin’ny rano niteny hoe: “Manao ny rariny ianao, ry Ilay ankehitriny sy taloha,+ Ilay tsy mivadika,+ satria namoaka an’ireny didim-pitsarana ireny.+