Salamo 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Madio ny tenin’i Jehovah;+Toy ny volafotsy voadio tao amin’ny fatana tanimanga* izany, eny, voadio impito. Salamo 119:160 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6 Madio ny tenin’i Jehovah;+Toy ny volafotsy voadio tao amin’ny fatana tanimanga* izany, eny, voadio impito.