Salamo 27:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Misandratra ambonin’ireo fahavaloko manodidina ahy aho* izao;Hihorakoraka sady ho faly aho rehefa manao sorona ao amin’ny tranolain’Andriamanitra;Hihira fiderana* ho an’i Jehovah aho.
6 Misandratra ambonin’ireo fahavaloko manodidina ahy aho* izao;Hihorakoraka sady ho faly aho rehefa manao sorona ao amin’ny tranolain’Andriamanitra;Hihira fiderana* ho an’i Jehovah aho.