Salamo 97:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 145:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Miaro an’izay rehetra tia azy i Jehovah,+Fa ny ratsy fanahy rehetra kosa haringany.+