Salamo 119:82 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 82 Sasa-miandry ny hahatanterahan’ny teninao ny masoko,+Ka hoy aho: “Mba rahoviana ihany ianao vao hampionona ahy?”+ Salamo 130:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Miandry mafy an’i Jehovah aho,+Mihoatra noho ny fiandrasan’ny mpiambina izay hahamaraina ny andro,+Eny, mihoatra noho ny fiandrasan’ny mpiambina ny maraina.
82 Sasa-miandry ny hahatanterahan’ny teninao ny masoko,+Ka hoy aho: “Mba rahoviana ihany ianao vao hampionona ahy?”+
6 Miandry mafy an’i Jehovah aho,+Mihoatra noho ny fiandrasan’ny mpiambina izay hahamaraina ny andro,+Eny, mihoatra noho ny fiandrasan’ny mpiambina ny maraina.