Salamo 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Jehovah ô, nahoana no lasa be dia be toy izao ny fahavaloko?+ Nahoana no maro be no mitsangana hanohitra ahy?+ Salamo 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa itangoronan’ny alika aho;+Manodidina ahy toy ny andiana mpanao ratsy izy ireo,+Toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+
3 Jehovah ô, nahoana no lasa be dia be toy izao ny fahavaloko?+ Nahoana no maro be no mitsangana hanohitra ahy?+
16 Fa itangoronan’ny alika aho;+Manodidina ahy toy ny andiana mpanao ratsy izy ireo,+Toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+