Salamo 127:4, 5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Toy ny zana-tsipìka eny an-tanan’ny lehilahy maheryNy zanaky ny fahatanorana.+ 5 Sambatra izay lehilahy mameno ny tranon-jana-tsipìkany amin’ireny.+ Tsy ho menatra izy ireo,Satria hiteny eo anatrehan’ny fahavalo eny am-bavahadin’ny tanàna ireny.
4 Toy ny zana-tsipìka eny an-tanan’ny lehilahy maheryNy zanaky ny fahatanorana.+ 5 Sambatra izay lehilahy mameno ny tranon-jana-tsipìkany amin’ireny.+ Tsy ho menatra izy ireo,Satria hiteny eo anatrehan’ny fahavalo eny am-bavahadin’ny tanàna ireny.