FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 10:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Isaky ny niainga ilay Vata, dia hoy i Mosesy: “Mitsangàna, Jehovah ô,+ ka ataovy miparitaka ny fahavalonao. Ataovy mandositra eo anatrehanao ireo mankahala anao.”

  • 2 Samoela 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa nampidirina tao amin’ny tranolay ilay Vata masin’i Jehovah, ary napetraka teo amin’ny toerany. Natsangan’i Davida ho an’ilay Vata io tranolay io.+ Dia nanolotra fanatitra dorana+ sy sorona iombonana+ teo anatrehan’i Jehovah+ izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara