-
2 Tantara 6:41, 42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 Miakara ao amin’ny toerana honenanao,+ ry Jehovah Andriamanitra ô, ianao sy ny Vata Masin’ny herinao. Enga anie hitafy famonjena ny mpisoronao, ry Jehovah Andriamanitra ô, ary enga anie hifaly noho ny zavatra tsara ataonao ny olona tsy mivadika aminao!+ 42 Aza afoy* ny voahosotrao, ry Jehovah Andriamanitra ô!+ Enga anie ho tadidinao fa tianao i Davida mpanomponao ary tsy mivadika aminy ianao!”+
-