1 Tantara 29:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ampio i Solomona zanako mba hankatò amin’ny fo manontolo*+ ny didinao+ sy ny fampahatsiahivanao ary ny fitsipikao. Ampio koa izy mba hanao an’ireo zava-drehetra ireo sy hanorina an’ilay tempoly,* fa efa nomaniko izay ilaina amin’izany.”+
19 Ary ampio i Solomona zanako mba hankatò amin’ny fo manontolo*+ ny didinao+ sy ny fampahatsiahivanao ary ny fitsipikao. Ampio koa izy mba hanao an’ireo zava-drehetra ireo sy hanorina an’ilay tempoly,* fa efa nomaniko izay ilaina amin’izany.”+