FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 48:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Avo be sady tsara tarehy erỳ ilay fifalian’ny tany manontolo,+

      Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,

      Any amin’ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+

       3 Tao amin’ireo tilikambony voaro mafy

      No nampahafantaran’Andriamanitra fa fialofana* azo antoka izy.+

  • Salamo 78:68
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 68 Fa ny fokon’i Joda+ no nofidiny,

      Dia ny Tendrombohitra Ziona, izay tiany.+

  • Hebreo 12:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa ny hatoninareo kosa dia Tendrombohitra Ziona+ sy tanànan’ilay Andriamanitra velona, izany hoe i Jerosalema any an-danitra;+ sy anjely an’alinaliny

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara