FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hisakafo ny mpandefitra ka ho voky;+

      Hidera an’i Jehovah ireo mitady azy.+

      Hankafy fiainana foana anie ianareo mandrakizay!*

  • Salamo 147:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Omeo voninahitra i Jehovah, ry Jerosalema ô!

      Derao ny Andriamanitrao, ry Ziona ô!

  • Salamo 147:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ataony manjaka ao amin’ny faritra misy anao ny fiadanana,+

      Ary ataony voky varimbazaha faran’izay tsara*+ ianao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara