Salamo 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ka hilaza hoe: “Izaho mihitsy no efa nametraka ny mpanjakako+Ao Ziona,+ tendrombohitro masina.” Salamo 72:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa misy zaza teraka ho antsika,+Zazalahy no homena antsika,Ary ho eo am-pelatanany* ny fahefana.*+ Ny anarany hatao hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga,+ Andriamanitra Mahery,+ Ray Mandrakizay, Andrianan’ny Fiadanana. Apokalypsy 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6 Fa misy zaza teraka ho antsika,+Zazalahy no homena antsika,Ary ho eo am-pelatanany* ny fahefana.*+ Ny anarany hatao hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga,+ Andriamanitra Mahery,+ Ray Mandrakizay, Andrianan’ny Fiadanana.