-
Salamo 84:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Sambatra ny olona mahazo hery avy aminao,+
Izay te handeha amin’ny lalana mankany an-tranonao.
-
-
Salamo 84:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Handeha izy ireo sady hihamatanjaka;+
Samy miseho eo anatrehan’Andriamanitra ao Ziona izy ireo.
-