Eksodosy 14:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Hitan’ny Israely koa ny nampiasan’i Jehovah hery* lehibe hamelezana ny Ejipsianina. Dia natahotra an’i Jehovah ny vahoaka, sady nino an’i Jehovah sy Mosesy mpanompony.+
31 Hitan’ny Israely koa ny nampiasan’i Jehovah hery* lehibe hamelezana ny Ejipsianina. Dia natahotra an’i Jehovah ny vahoaka, sady nino an’i Jehovah sy Mosesy mpanompony.+