Deoteronomia 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Tamin’izay fotoana izay, dia natokan’i Jehovah ny fokon’i Levy+ mba hilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah,+ sy hanompo eo anatrehan’i Jehovah, ary hitso-drano amin’ny anarany,+ hoatr’izao ataon’izy ireo androany izao.
8 “Tamin’izay fotoana izay, dia natokan’i Jehovah ny fokon’i Levy+ mba hilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah,+ sy hanompo eo anatrehan’i Jehovah, ary hitso-drano amin’ny anarany,+ hoatr’izao ataon’izy ireo androany izao.