-
Eksodosy 13:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Koa nasain’Andriamanitra nanodidina nanaraka ny lalana mankany amin’ny tany efitry ny Ranomasina Mena ny vahoaka.+ Hoatran’ny tafika milahatra hiady ny Israelita rehefa niakatra avy tany Ejipta.
-
-
Eksodosy 15:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Nentin’i Mosesy niala teo amin’ny Ranomasina Mena ny Israely tatỳ aoriana, dia nankany an-tany efitr’i Sora izy ireo. Ary nandeha telo andro tany an-tany efitra izy ireo, nefa tsy nahita rano.
-