1 Samoela 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tantara 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nampidirina tao amin’ny tranolay àry ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra ka napetraka tao.+ Natsangan’i Davida ho an’ilay Vata io tranolay io. Dia nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana teo anatrehan’Andriamanitra ny olona.+ Salamo 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Henoy ny fitalahoako rehefa miantso vonjy aminao aho,Ka mivavaka* manandrify ny efitra anatiny indrindra amin’ny toeranao masina.+
16 Nampidirina tao amin’ny tranolay àry ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra ka napetraka tao.+ Natsangan’i Davida ho an’ilay Vata io tranolay io. Dia nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana teo anatrehan’Andriamanitra ny olona.+
2 Henoy ny fitalahoako rehefa miantso vonjy aminao aho,Ka mivavaka* manandrify ny efitra anatiny indrindra amin’ny toeranao masina.+