-
Genesisy 16:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ary nantsoin’i Hagara ny anaran’i Jehovah, ilay niresaka taminy, dia hoy izy: “Andriamanitra mahita tokoa ianao!”+ Fa hoy izy: “Izaho ve dia tena nahita an’ilay mahita ahy tokoa, teto amin’ity toerana ity?”
-