1 Samoela 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nalahelo be i Davida satria nifampiresaka ny olona hoe hitora-bato azy. Tezitra be daholo mantsy izy ireo fa tsy teo intsony ny zanany lahy sy ny zanany vavy. Niantehitra tamin’i Jehovah Andriamaniny anefa i Davida ka nahazo hery.*+
6 Nalahelo be i Davida satria nifampiresaka ny olona hoe hitora-bato azy. Tezitra be daholo mantsy izy ireo fa tsy teo intsony ny zanany lahy sy ny zanany vavy. Niantehitra tamin’i Jehovah Andriamaniny anefa i Davida ka nahazo hery.*+